Alberto Fujimori
Fiseho
| Alberto Fujimori | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Alberto Fujimori | ||
| Teraka | 26 Jolay 1938 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 11 Septambra 2024 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||
Alberto Kenya Fujimori (japoney: 藤森 謙也 Fujimori Ken'ya) teraka 28 Jolay 1938 tao Lima; † 11 Septambra 2024 tao Lima) dia mpanao politika Peroviana izay filohan'i
Però tamin'ny 28 Jolay 1990 hatramin'ny 17 Novambra 2000.
Nesorin'ny Kongresy tamin'ny toerany izy noho ny kolikoly sy ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona ary, taorian'ny taona maro nanaovana sesitany tany Japana, dia voaheloka higadra am-polony taona maro.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Nanan-janaka efatra izy, anisan’izany i Keiko.