Absolosiona

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny absolosiona na famotsoran-keloka, ao amin' ny kristianisma, dia ny famelan-keloka omen' Andriamanitra izay mibebaka amin' ny fahotany. Ny Kristiana rehetra dia mino fa Andriamanitra dia Ray be indrafo, izay mamela heloka izay mibebaka, ny Katolika sy ny Ortodoksa anefa dia nanao ny absolosiona ho sakramenta, izany hoe fombafomba ara-pivavahana izay anomezana antoka ny olona miaiky fahotana fa avelan' Andriamanitra heloka tokoa izy. Izany no atao hoe sakramentan' ny fampihavanana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]