Hankany amin'ny vontoatiny

Avy amin'i Wikipedia
Ny soratra ny teny Japonezy

Lahatsoratra fotony:
Soratra ny teny Japônezy

kanji (漢字) :

Fanamakiana on’yomi (音読み) sy kun’yomi (訓読み).


kana (仮名) :

Fampiasana manokana :


rōmaji :

Aide à l’affichage

Ny amin'ny hiragana na キ amin'ny katakana dia vaninteny iray ao amin'ny « abidy » japoney voasokajy amin'ny kana. Ireo kana roa ireo dia samy midika [ki]. Avy amin'ny man'yogana 奈.

Afaka asiana dakuten io soratra io, mba hanome ぎ amin'ny hiragana, ary ギ amin'ny katakana, midika [gi] amin'ny fandikana amin'ny abidy latina (romanisation) Hepburn.


Zanapeo k s t n h m y r w n
akasatanahamayarawan
ikishichinihimi*ri(wi)
ukusutsunufumuyuru*
ekeseteneheme*re(we)
okosotonohomoyoro(wo)