Hankany amin'ny vontoatiny

Avy amin'i Wikipedia
Ny soratra ny teny Japonezy

Lahatsoratra fotony:
Soratra ny teny Japônezy

kanji (漢字) :

Fanamakiana on’yomi (音読み) sy kun’yomi (訓読み).


kana (仮名) :

Fampiasana manokana :


rōmaji :

Ny amin'ny hiragana na か amin'ny katakana dia vaninteny iray ao amin'ny « abidy » japoney voasokajy amin'ny kana. Ireo kana roa ireo dia samy midika [ka]. Avy amin'ny man'yogana 加.

Afaka asiana dakuten io soratra io, mba hanome が amin'ny hiragana, ary ガ amin'ny katakana, midika [ga] amin'ny fandikana amin'ny abidy latina (romanisation) Hepburn. Ny sanda ara-peon'io kana io dia [gɑ] amin'ny fisiana voalohany ary miova [Na] et [ɣa] eny ampivoan'ny teny.

Ny handakuten (゜) dia tsy mande amin'ny ka tsotra anatin'ny lahatsoratra Japoney, mety ampiasain'ny mpandinika teny Japoney izy mba haneo ny fanononana an-orona [NA]


Zanapeo k s t n h m y r w n
akasatanahamayarawan
ikishichinihimi*ri(wi)
ukusutsunufumuyuru*
ekeseteneheme*re(we)
okosotonohomoyoro(wo)