Loksemborga

Avy amin'i Wikipedia
Hanketo: Fikarohana, karohy
Grand-duché de Luxembourg ((fr))
Groussherzogtum Lëtzebuerg lb
Großherzogtum Luxemburg de
Loksamborga ((mg))
Sainan'i Luxembourg Evan'ny Loksamborga
(Antsipirihany) (Antsipirihany)
Teny filamatra : Mir wëlle bleiwe wat mir sinn
(luxembourgeois,
Nous voulons rester ce que nous sommes)
EU location LUX.png
Teny ofisialy fiteny loksamborga, fiteny frantsat ary fiteny alemana.
Renivohitra Luxembourg
49° 36’ Nord, 06° 08 Est
Tanàna ngeza indrindra Luxembourg
Fitondrana sy governemanta
 - Mpanjaka
 - Praiministra
Fanjakana ara-dalam-panorenana
Henri
Jean-Claude Juncker
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 165
2 586 km²
Négligeable
Isam-ponina
 - Tontaliny (2009)
 - hakitroka
faha 161
493 500 mpo.
183 mpo./km²

{{{1}}}

Anaran'ny mponina Loksamborga
IDH (2009) Endrika:Diminution 0,956 (ambony) faha 9
Sandam-bola Euro (EUR)
Fiozao ny ora UTC +1
Hiram-pirenena Ons Heemecht
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+352


Ny Loksamborga na grand-duché de Luxembourg, dia firenen'ny vondrona Eoropeanina eo anelanelan'ny Alemaina, ny Belzika sy ny Frantsa. Ny isam-ponina any Loksamborga dia 493 500 tamin'ny Janoary 2009. Anisan'ny firenena namorona ny Vondrona Eoropeanina sy ny NATO ny Loksamborga.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

sokajy Luxembourg ao amin'ny dmoz