Aller au contenu

Zerakiela

Avy amin'i Wikipedia

I Zerakiela na Zakariela na Sarakaela, dia iray amin' ny arkanjely izay mitarika fanahin' ny olombelona ho amin' ny fitsarana. Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe זְכַרְאֵל / Zəḵarʾēl na Zăḵarʾēl, izay midika hoe "efa nahatsiaro Andriamanitra" Ao amin' ny Boky voalohan' i Henôka (1Hen. 20) dia anisan' ny anjely fito masina miambina izy; izy no anjely izay voatendry hifehy ny fanahy manota amin' ny fanahy. Ao amin' ny lisitry ny papa Gregôrio I dia antsoina hoe Zakariela (Zachariel) ny iray amin' ny arkanjely fito.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]