Zavamiaina bitika

Avy amin'i Wikipedia

Ny zavamiaina bitika, na mikraoba, dia zavamiaina farany kely izay tsy hita raha tsy jerena amin' ny alalan' ny mikraoskaopy, izay mety misy amin'ny endriny manana sela na zanatan'ny sela.

Betsaka amin'ireo zavamiaina maro karazana no tsy hita raha tsy jerena amin' ny alalan' ny mikraoskaopy, izany hoe biby bitika, holatra ary lomotra sasany.