Aller au contenu

Zana-pelana

Avy amin'i Wikipedia
Ravin' ny Trifolium izay misy zana-pelana telo
Ravin' ny Acacia tortuosa izay misy zana-pelana 3 tsiroaroa mitapatapaka ho zafim-pelana 11-13 tsiroaroa.

Ny zana-pelana dia ampahan' ny felan-dravina (na pela-dravina) amin' ny ravina iray. Manana rafitra anatiny mitovy amin' ny felan-dravina ny zana-pelana. Amin' ny teny frantsay izy dia atao hoe foliole na penne na pinnule.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
  • misampan-dravina: à feuilles Asteraceae
  • mifandika ravina: à feuilles alternes
  • mifanatri-dravina: à feuilles opposées
  • mivorivoridravina: à feuilles verticillées