Willy Brandt
Fiseho
| Willy Brandt | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Willy Brandt | ||
| Teraka | 18 Desambra 1913 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 8 Oktobra 1992 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Willy Brandt dia mpanao politika alemana, mpanao asa soratra, mpanoratra ny tantaran'ny fiainany mizaka ny zom-pirenen'i Alemaina teraka ny 18 Desambra 1913 tao Lübeck, ary maty ny 8 Oktobra 1992
Izy no praiminisitry (Chancelier) an'ny Repoblika Federalin'i
Alemaina nanomboka ny 1969 ka hatramin'ny 1974.
Praiminisitry ny Alemaina
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Ludwig Erhard 1963-1969 | Willy Brandt 1969-1974 | Helmut Schmidt 1974-1982 |
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny vadiny dia Brigitte Seebacher, Rut Brandt, Anna Carlotta Thorkildsen. Ny zanany dia Peter Brandt, Lars Brandt, Matthias Brandt.
