Władysław Reymont (fiteny poloney: Stanisław Władysław Rejment) dia mpanoratra, mpanao asa soratra, mpanoratra tantara lava mizaka ny zom-pirenen'i Polonia teraka ny 7 Mey 1867 ary maty ny 5 Desambra 1925 tao Varsôvia. Loka Nobel ao 1924.
I Józef Rejment no rainy. Ny vadiny dia Aurelia Szabłowska.
Loka Nobel an'ny haisoratra
Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy. Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.