Hankany amin'ny vontoatiny

Volotsangana

Avy amin'i Wikipedia
Phyllostachys viridiglaucescens

Ny volotsangana dia zavamaniry ao amin' ny fianakaviana Poaceae (bozaka), zana-pianakaviana Bambusoideae. Miavaka amin' ny karazana bozaka hafa izy noho izy misampantsampana sy noho ny tahony misy tsiraka mafy, taho izay matetika lava be. Mizara ho foko roa ny volotsangana, dia ny Bambuseae, any amin' ny faritra mafana, sy ny Arundinariae, any amin' ny faritra manana toetany antonony.

Miavaka amin' ny zavamaniry hafa ny volotsangana indrindra fananany vatana sy taho mafy tsy mora rava (aorian' ny fahafatesany), amin' ny ankapobeny poakaty, izay mitombo haingana dia haingana. Ny volotsangana dia mety maniry amin' ny toetany isankarazany ka hita amin' ny kôntinenta regetra, afa-tsy any Antarktika. Misy foko fahatelo ao amin' ny Bambusoideae, dia ny Olyreae, izay misy ny volotsangana ahitra, maniry any amin' ny faritra mafana any Amerika Latina.

Ampiasaina betsaka ho zavamaniry fanaingoana sy fanao sakafo ary fitaovana fanorenana ny volotsangana.

Fanasokajiana

[hanova | hanova ny fango]

Mizara ho foko telo ny volotsangana (Bambusoideae), dia ny Arundinarieae sy ny Bambuseae ary ny Olyreae.

Vondron-karazana ao amin' ny Arundinarieae

[hanova | hanova ny fango]
Phyllostachys bambusoides

Ny volotsangana ao amin' ny foko Arundinarieae dia volotsangana minofon-kazo, teratany any amin' ny faritra manana toetany antonony any amin' ny ilany atsinanana amin' i Amerika Avaratra, aty Afrika atsimon' i Sahara, anny Azia Atsimo ary any Azia Atsinanana. Indreto ny vondron-karazana ao amin' ny Arundinarieae, araka an' i Soreng et al. 2015:

  • Bashania
  • Bergbambos
  • Chimonobambusa (syn. – Menstruocalamus)
  • Chimonocalamus
  • Drepanostachyum
  • Fargesia (syn. – Borinda, Sinarundinaria)
  • Ferrocalamus
  • Gaoligonshania
  • Gelidocalamus
  • Himalayacalamus
  • Indocalamus (s.s.)
  • Indosasa
  • Kuruna
  • Oldeania
  • Oligostachyum
  • Phyllostachys
  • Pleioblastus
  • Pseudosasa
  • Sarocalamus
  • Sasa
  • Sasaella
  • Sasamorpha
  • Semiarundinaria (syn. – Brachystachym)
  • Shibataea
  • Sinobambusa
  • Thamnocalamus (s.s)
  • Vietnamocalamus
  • Yushania

Vondron-karazana ao amin' ny Bambuseae

[hanova | hanova ny fango]
Bambusa textilis

Ny volotsangana ao amin' ny foko Bambuseae dia maniry any amin' ny faritra trôpikaly, indrindra any Azia. Volotsangana minofon-kazo izy ireo. Indreto ny vondron-karazana ao amin' ny Bambuseae:

  • Actinocladum McClure ex Soderstr., 1981
  • Alvimia C.E.Calderon ex Soderstr. & Londono, 1988
  • Apoclada McClure, 1967
  • Arthrostylidium Rupr., 1839
  • Athroostachys
  • Atractantha McClure, 1973
  • Aulonemia Goudot (syn. – Colanthelia, Matudacalamus)
  • Bambusa Schreb. (syn. Dendrocalamopsis, Neosinocalamus, Pseudobambusa)
  • Bonia Balansa
  • Cambajuva
  • Cathariostachys S.Dransf.
  • Cephalostachyum Munro (syn. Leptocanna)
  • Chloothamnus
  • Chusquea Kunth (syn. Neurolepis, Platonia, Rettbergia, Swallenochloa)
  • Cochinchinochloa
  • Cyrtachloa
  • Davidsea Soderstr. & R.P.Ellis, 1988
  • Decaryochloa A.Camus
  • Dendrocalamus Nees, 1835 (syn. Klemachloa, Sellulocalamus Sinocalamus)
  • Didymogonyx
  • Dinochloa
  • Elytrostachys McClure
  • Eremocaulon Soderstr. & Londono (syn. Criciuma)
  • Filgueirasia Guala, 2003
  • Fimbribambusa
  • Gigantochloa Kurz ex Munro
  • Glaziophyton Franch., 1899
  • Greslania
  • Guadua Kunth
  • Hickelia A.Camus, 1924 (syn. Pseudocoix)
  • Hitchcockella A.Camus, 1925
  • Holttumochloa
  • Kinabaluchloa
  • Maclurochloa K.M.Wong
  • Melocalamus Benth., 1883
  • Melocanna Trin., 1821
  • Merostachys Spreng., 1824
  • Mullerochloa
  • Myriocladus
  • Nastus Juss., 1789 (syn. Oreiostachys)
  • Neohouzeaua A.Camus
  • Neololeba
  • Neomicrocalamus Keng f., 1983
  • Nianhochloa
  • Olmeca Soderstr.
  • Oreobambos K.Schum.
  • Otatea (McClure & E.W.Sm.) C.E.Calderon & Soderstr.
  • Oxytenanthera Munro, 1868 (syn. Houzeaubambus, Scirpobambus)
  • Parabambusa
  • Perrierbambus A.Camus, 1924
  • Phuphanochloa
  • Pinga
  • Pseudoxytenanthera Soderstr. & R.P.Ellis, 1988
  • Racemobambos Holttum, 1956
  • Rhipidocladum McClure
  • Ruhooglandia
  • Schizostachyum Nees (syn. Dendrochloa,
  • Sirochloa S.Dransf.
  • Sokinochloa
  • Sphaerobambos
  • Stapletonia
  • Temburongia
  • Temochloa
  • Thyrsostachys
  • Valiha S.Dransf., 1998
  • Vietnamosasa T.Q.Nguyen
  • Widjajachloa
  • Yersinochloa

Vondron-karazana ao amin' ny Olyreae

[hanova | hanova ny fango]
Raddia brasiliensis
Lithachne pauciflora

Ny volotsangana ao amin' ny foko Olyreae dia zavamaniry ahitra tsy manana taho minofon-kazo. Indreto ny vondron-karazana ao amin' ny Olyreae:

  • Agnesia
  • Arberella
  • Brasilochloa
  • Buergersiochloa
  • Cryptochloa
  • Diandrolyra
  • Ekmanochloa
  • Eremitis
  • Froesiochloa
  • Lithachne
  • Maclurolyra
  • Mniochloa
  • Olyra
  • Pariana
  • Parianella
  • Parodiolyra
  • Piresiella
  • Raddia
  • Raddiella
  • Rehia
  • Reitzia (syn. Piresia)
  • Sucrea
  • Taquara

Karazana volotsangana sasany hita eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Karazana teratany

[hanova | hanova ny fango]
  • Cathariostachys
    • Cathariostachys capitata (Kunth) S. Dransf
    • Cathariostachys madagascariensis (A.Camus) S.Dransf.
  • Decaryochloa
    • Decaryochloa diadelpha
  • Hickelia
    • Hickelia alaotrensis
    • Hickelia madagascariensis
    • Hickelia perrieri
    • Hitchcockella baronii
  • Nastus
    • Nastus ambrensis
    • Nastus aristatus
    • Nastus decaryanus
    • Nastus elognatus
    • Nastus emirnensis
    • Nastus humbertianus
    • Nastus lokohoensis
    • Nastus madagascariensis
    • Nastus manongarivensis
    • Nastus perrieri
    • Nastus tsaratananensis
  • Perrierbambus
    • Perrierbambus madagascariensis
    • Perrierbambus tsarasaotrensis
  • Phyllostachys
    • Phyllostachys bambusoides (Siebold & Zucc.) Makino
  • Schizostachyum
    • Schizostachyum perrieri (na Schizostachyum bosseri)
  • Sirochloa
    • Sirochloa parvifolia
  • Sokinochloa
    • Sokinochloa chapelieri (Munro) S.Dransf
  • Valiha
    • Valiha diffusa
    • Valiha perrieri

Kararana nampidirina

[hanova | hanova ny fango]
  • Bambusa
    • Bambusa vulgaris
  • Dendrocalamus strictus
    • Dendrocalamus strictus (Roxb.) Nees
  • Guadua
    • Guadua tagoara (Nees) Kunth