Vincente Minnelli

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Vincente Minnelli
Momba ny olona
Anarana: Vincente Minnelli
Anarana hafa:
Teraka: 28 Febroary 1903
Maty: 25 Jolay 1986
Toeram-piaviana sy ny andraikitra
Firenena: Etazonia
Karazana:
Asa : * talen-koronantsary
Asa hafa:
Taona niasana:
Momba fiainana manokana
Seha-pitiavana:
Tranokala:
Momba ny olona

Vincente Minnelli dia talen-koronantsary mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia teraka ny 28 Febroary 1903 tao Chicago ary maty ny 25 Jolay 1986 tao Beverly Hills, Kalifornia

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Judy Garland. Ny zanany dia Liza Minnelli.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.