Vienne

Avy amin'i Wikipedia
Vienne

I Vienne dia departemanta frantsay andalovan'ny renirano niavian'ny anaranyː Vienne. Izy no departemanta fahadimy be velarana indrindra ao amin'ny faritra Nouvelle-Aquitaine. Atao hoe Vienoà (frantsayː Viennois sy Viennoises) ny mponina ao aminy.