Videô
Fiseho

Ny videô (amin'ny teny Frantsay : Vidéo), dia vondrona sy fitambaran'ireo tekinika natao hiterizana sary sy feo analojika sy nomerika izay mihetsika mitovy tsy misy valaka. Ny teny hoe videô dia nalaina avy amin'ny teny Latina hoe : « video » izay midika hoe : « je vois », ny videô dia vokatra azo avy amin'ny fitaovana iray antoina hoe : Kamerà, ankehitriny dia betsaka ny karan'ireo videô izay misy.
