Hankany amin'ny vontoatiny

Victoria Roshchyna

Avy amin'i Wikipedia
Victoria Roshchyna
Ankapobeny
AnaranaVictoria Roshchyna
Teraka06 Oktobra 1996
Toerana-
Maty19 septambra 2024
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Okraina
Asa :
Fiainana manokana

Victoria Volodymyrivna Roshchyna (okrainiana: Вікторія Володимирівна Рощина) dia mpanao gazety mizaka ny zom-pirenen'i Okrainiana teraka ny 6 Oktobra 1996 ary maty ny 19 Septambra 2024 tao Okraina Nanjavona izy tamin'ny Aogositra 2023, ary tamin'ny Oktobra 2024 dia voamarina fa maty tany am-ponja Rosiana.[1]

Tamin'ny 11 Oktobra, nanambara ny governemanta Okrainiana fa raisina ho toy ny famonoana olona sy heloka an'ady ny fanjavonany.