Valeriano

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Valeriano
150px
Ankapobeny
Anarana Valeriano
Teraka taona 200
Maty taona 260
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Roma Taloha
Asa :
Fiainana manokana

Valérien dia mpanao politika romana teraka tamin'ny taona 200 ary maty taminny taona 260. Emperora romana izy teo anelanelan'ny taona 253 sy 260. Niara-nanjaka tamin'i Galieno izy. Publius Licinius Valerianus no anarany amin'ny teny latina.

Ny fiainany manokana[hanova | hanova ny fango]

Ny zanany dia Galieno (latina: Gallienus).

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.