Valeriano
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Valérien)
Valeriano
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Valeriano | ||
Teraka | taona 200 | ||
Maty | taona 260 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | Roma Taloha | ||
Asa : | |||
Fiainana manokana | |||
I Valeriano dia mpanao pôlitika rômana teraka tamin' ny taona 200 ary maty tamin' ny taona 260. Emperora rômana izy teo anelanelan' ny taona 253 sy 260. Niara-nanjaka tamin' i Galiano izy. Publius Licinius Valerianus no anarany amin' ny teny latina.
Ny fiainany manokana
[hanova | hanova ny fango]Ny zanany dia i Galieno (latina: Gallienus).
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Rohy ivelany
[hanova | hanova ny fango]- Ao amin'i Freebase: [1]