Vaksiny
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny vaksiny dia fiomanana biolojika izay manome hery fiarovana azo avy amin'ny areti-mifindra iray manokana. Ny vaksiny mazàna dia misy otrikaretina mitovy amin'ny zavamiaina bitika miteraka aretina ary matetika vita amin'ny malemy.