Hankany amin'ny vontoatiny

Vy Vato Sakelika

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny VVS)

Ny Vy Vato Sakelika dia fikambanana miafina malagasy naorina mpianatra mpitsabo maromaro tamin' ny taona 1913 hanetsika ny fitiavan-tanindrazana. Nenjehin' ny fahefana mpanjanatany frantsay ilay fikambanana tamin' ny taona 1915. Niisa 223 no voasambotra tamin' ny mpikambana tao ary 41 no naiditra am-ponja ka 8 mandra-pahafatiny. Maro ny mpikambana niditra tao amin' ny tafika frantsay sy nandray anjara tamin' ny Ady Lehibe Voalohany mba hialana amin' ny fanenjehana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]