Fitiavan-tanindrazana

Avy amin'i Wikipedia

Ny fitiavan-tanindrazana dia midika hoe tsy fivadihan'ny olona amin'ny fireneny, na ny mpitondra ny firenena. Ny tia tanindrazana dia ny olona izay teo amin'ny lafin'ny fireneny, na ny mpitondra. Fitiavan-tanindrazana dia tsy mitovy amin'ny fanindrahindram-pirenena. Ny mpanindrahindra firenena dia mihevitra fa tokony hanana firenena ny foko rehetra, ka ireo firenena dia natao hanompo ny olona. Izany hoe ao amin'ny fanindrahindram-pirenena ny firenena dia fitaovana fotsiny ihany mba hanana fahafahana ho an'ny foko, anefa kosa ao amin'ny fitiavan-tanindrazana ny firenena mihitsy no sarobidy indrindra.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]