Aller au contenu

Tsitraly (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Tsitraly

Ny Tsitraly dia vahoaka indô-ariana monina indrindra ao Pakistàna, ary misy vitsy aminy monina any Afganistàna. Miteny amin' ny karazam-piteny darda, atao hoe fiteny kôvara, izy ireo, ary monina indrindra ao amin' ny distrikan' i Chitral ao Khyber Pakhtunkhwa. Noho ny toerana misy ny Tsitraly, eo amin' ny am-pihaonan' i Azia Afovoany sy Azia Atsimo, dia mampiseho kolontsaina isan-karazany izy ireo, izay miovaova indrindra araka ny fiaviany ara-poko sy ny fianakaviany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]