Hankany amin'ny vontoatiny

Toskana

Avy amin'i Wikipedia

43°43′N 10°24′E / 43.717°N 10.400°E / 43.717; 10.400

Toskana
Velarantany22 990,18 km2
Haavo
Isan'ny mponina3,663,191
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Italia
Fanjakana
Faritany
Faritra Toskana
Tanàna mifanolo-bodirindrinaToskana
I Toskana
I Pisa

I Toskana dia faritra ao afovoan'i  Italia.

I Toskana dia heverina ho faritra ara-tantara, tontolo ara-kolontsaina manan-danja ary ivon'ny Renaissance.

Tanàna: Arezzo, Firenze (Florence), Livorno, Pisa sy Prato.