Tontolon' ny fanahy

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Tontolon'ny fanahy)
Aller à la navigation Aller à la recherche

Ny tontolon' ny fanahy dia tontolo onenan' ny fanahy. Miovaova ny fiheverana ny tontolon' ny fanahy sy ny zavatra tondroin' ny teny hoe tontolon' ny fanahy, arakaraka ny kolontsaina sy ny fivavahana. Ao, ohatra: