Tontolon' ny fanahy
Apparence
Ny tontolon' ny fanahy dia tontolo onenan' ny fanahy. Miovaova ny fiheverana ny tontolon' ny fanahy sy ny zavatra tondroin' ny teny hoe tontolon' ny fanahy, arakaraka ny kolontsaina sy ny fivavahana. Ao, ohatra:
- ny tontolon'ny fanahy araka ny spiritoalisma;
- ny tontolon'ny fanahy araka ny Olomasin' ny andro farany;
- ny Goloka, na Vaikuntha, izay anondroana ny "lanitra ara-panahy' na "tontolo ara-panahy" ao amin' ny tontolon' ny Hare Krishna;
- ny Guinee, amin' ny fivavahana vôdo;
- ny Dausos ao amin' ny fedrà litoaniana;
- ny tontolon' ny fanahy ao amin' ny fivavahana afrikana atao hoe San;
- ny fotoan' ny nofy ao amin' ireo Abôrijina aostraliana;
- ny Nôôsfera ao amin' i Pierre Teilhard de Chardin sy i Vladimir Vernadsky.