Hankany amin'ny vontoatiny

Tontolo Taloha

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Tontolo Tranainy)
Sarin-tany maneho ny Tontolo Taloha (miloko maitso) sy ny Tontolo Vaovao (miloko volombatolalaka)

Ny Tontolo Tranainy na Tontolo Taloha dia ampahan' izao tontolo izao fantatry ny Eorôpeana hatramin' ny Andro Taloha, talohan' ny dia lavitra nataon' i Christophe Colomb, izay ahitana an' i Eorôpa sy i Azia ary i Afrika, ka ny mifanohitra aminy dia ny Tontolo Vaovao izay ahitana an' i Amerika Avaratra sy Amerika Atsimo ary i Ôseania.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]