Aller au contenu

Tenda

Avy amin'i Wikipedia
Tenda

Ny tenda dia ampahany amin' ny vozona eo anoloan' ny hazondamosina. Misy ampahany roa izy io: ny faratenda, ny lohatraoka, ny lalankanina ary lalan-drà (miditra sy mivoaka ny atidoha, ny sofina anatiny, ny maso, ny vozona ary ny tarehy).