Teboka amam-paingo

Avy amin'i Wikipedia

Ny teboka amam-paingo (;) dia mari-piatoana ampiasaina raha manasaraka andian-teny efa voasaraka amin' ny alalan' ny faingo rahateo ny teny ao anatiny.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]