Fonon-teny

Avy amin'i Wikipedia

Ny fonon-teny na fonosana na fonon-teny tsotra na fonosana tsotra ( ( ) ) dia mari-panoratana izay ampiasaina rehefa hampiditra teny (atao ohatra) izay tokony azo foanana tsy mampiova loatra ny fahazoana ny tiana holazaina na manampy ny fahazoana ny tiana holazaina. Misy ny fonon-teny fanokafana ( ( ) sy fonon-teny fanakatonana ( )). Ampiasaina ihany koa ny fonon-teny amin' ny fanaovana asamarika (ohatra: 2 x (1+4) + 5 ...)

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]