Hankany amin'ny vontoatiny

Tanjona Belao

Avy amin'i Wikipedia

Ny Tanjona Belao na Cap Bellone dia tanjona eto Madagasikara, ao amin' ny Ranomasimbe Indianina atsimo-andrefana. Izy io dia manamarika ny fetra atsimo-andrefan' ny Helodranon' i Antongila, ny helodrano lehibe ao amin' ny firenena.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]