Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana

Avy amin'i Wikipedia

Ny teny hoe Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana dia teny filamatr' i Madagasikara hatramin' ny taona 1995 ka hatramin' ny taona 2010.

Tantara[hanova | hanova ny fango]

Ny endrika hafan' ny teny filamatry ny Repoblikan' i Madagasikara dia:

  • Fahafahana, Tanindrazana, Fandrosoana (filaharana tsy mitovy), tamin' ny 1959 hatramin' ny taona 1975 (nandritra ny andro naha filohan' ny Repoblika an' i Philibert Tsiranana).
  • Tanindrazana, Tolom-piavotana, Fahafahana tamin' ny taona 1975 hatramin' ny taona 1993, nandritra ny andro naha filohan' i Didier Ratsiraka, filoha manana hevitra sôsialista, ary nitondra ny Repoblika Demôkratika Malagasy nandritra ny 25 taona.
  • Tanindrazana, Fahafahanaa, Fahamarinana, nandritry ny andron' i Albert Zafy tamin' ny taona 1993 hatramin' ny taona 1995.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.