Tambara (distrika)
Apparence
16°57′18″S 34°05′20″E / 16.95500°S 34.08889°E
Tambara (distrika) | ||
Velarantany | 4 316 km2 | |
Isam-ponina | 31 471 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Mozambika | |
Faritany | NC | |
Faritra | Manica |
Tambara dia distrika iray any avaratry ny faritanin'i Manica, ao Mozambika, miorina ao amin'ny tanànan'i Nhacolo. Voafetra amin'ny avaratra ny distrikan'i Mutarara sy Moatize ao amin'ny faritanin'i Tete, any avaratra andrefana sy andrefana ny distrikan'i Guro, any atsimo ny distrikan'i Macossa ary any atsinanana ny distrikan'i Chemba ao amin'ny faritanin'i Sofala.
Araka ny fanisam-bahoaka tamin'ny taona 1997, dia nisy mponina 31.471 ary 4.316 km² ny velarantanin'ilay distrika
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tambara |