Aller au contenu

Soalala (fitrandrahana)

Avy amin'i Wikipedia

Ny toeram-pitrandrahana Soalala dia toeram-pitrandrahana vy lehibe any amin' ny tapany avaratr' i Madagasikara, ao amin' ny Faritra Boeny, ao Soalala. Izy io dia iray amin' ny tahirim-by lehibe indrindra eto Madagasikara, tombanana ho 360 tapitrisa taonina ny akora izay mety ahazoana metaly vy ny 35 % aminy.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]