Smartisma
Apparence
![](http://upload.wikimedia.org/wikipedia/commons/thumb/0/07/Ganesha_pachayatana.jpg/257px-Ganesha_pachayatana.jpg)
Ny smartisma dia firehan' ny hindoisma izay mihevitra ny andriamanitra Shiva, Vishnu, Ganesh, Surya ary Devi (ilay Andriamanibavy) ho fisehoan' i Brahman. Ny smrti (fampianarana avy amin' ny olombelona miorina amin' ny fahefan' ny Fanambaràn' ny Veda). Mampahatsiahy ny Advaita Vedanta ary ny mpampianatra lehibe ao aminy dia i Adi Shankaracharya. Iray amin' ny firehana lehibe ao amin' ny hindoisma ny smartisma, fanampin' ny visnoisma sy ny sivaisma ary ny saktisma.