Silisiôma
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Ny silisiôma dia zavatra simika voasokajy amin'ny vatovelona. Ny evany dia Si ary ny isa atômikany dia 14.
Zavatra anisan'ny betsaka indrindra ny silisiôma eo aorian'ny oksizenina. Tsy misy amin'ny toetrany malalaka izy fa orina : roanôksidana silisiôma SiO2, silisy (vovoka, quartza, kristôbalita sns...) na silikaty hafa (feldspath, kaolinita, sns...)
Ny teny "silisiôma" dia avy amin'ny fiteny frantsay silicium avy amin'ny fiteny latina silex, silicis midika vato na vatoafo.
Jereo koa[hanova | hanova ny fango]
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Bibliografia momban'ny biôlôjian'ny silisiôma
- ((en)) Solar Grade Silicon: Show stopper or infinite source, Jan Bultman and Bart Geerligs, Energy Research Center of the Netherlands, 2005.