Aller au contenu

Sidonie Fiadanantsoa

Avy amin'i Wikipedia
Sidonie Fiadanantsoa

Sidonie Fiadanantsoa (teraka 30 Aprily 1999) dia atleta amin'ny hazakazaka sy kianja avy eto  Madagasikara. Nahazo medaly volafotsy tamin'ny lalao afrikanina 2023 izy teo amin'ny hazakazaka 100m.

Izy ihany koa no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny lalao olympika 2024. Tohano izy ireo azafady.