Lalao olimpika 2024
Apparence
(tonga teto avy amin'ny Lalao olympika 2024)
Ny Lalao olimpika 2024 dia ny Lalao olimpika faha-telopolon'ny taona ankehitriny, izay hanomboka any Paris.[1]
Malagasy mpandray anjara
[hanova | hanova ny fango]- Rosina Randafiarison (mpibata mavesatra)
- Laura Rasoanaivo (judo)
- Fabio Rakotoarimanana (mpilalao tenisy ambony latabatra)
- Jonathan Harivony Raharvel (mpilomano, 100m)
- Sidonie Fiadanantsoa (atleta, 100m sakana)[2]
- Rija Vatomanga Gardiner (atleta, 100 m)
- Holy Antsa Rabejaona (mpilomano, 50 m nage libre)[3]
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : 2024 Summer Olympics |