Seranam-piaramanidin'i London Heathrow

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Wiki letter w.svg   Ity pejy ity dia pejy manirery ary tokony asiana rohy manketo ny pejy hafa. (Martsa 2010)

Asio rohy manketo ny lahatsoratra hafa misy fifandraisana amin'ny lazain' ity lahatsoratra ity.

Sary
Seranam-piaramanidina fandehanan'ny fiaramanidina makao Heathrow

Ny seranam-piaramanidin'i London Heathrow (kaody AITA : LHR ; kaody OACI : EGLL) dia seranam-piaramanidina any andrefan'ny London ao Fanjakana Mitambatra. Io ny seranam-piaramanidina fahatelo eto an-tany amin'ny isan'ny mpandeha tao, nihoatra ny 67 tapitrisa tamin'ny 2008, fahatelo eo aorian'ny seranam-piaramanidin' Atlanta Hartsfield-Jackson sy ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenenan' O'Hare any Chicago. Heathrow no seranam-piaramanidina any Eoropa amin'ny isan'ny mpandeha, miaraka amin'ny mpandeha 61 tapitrisa nakao tamin'ny 2008. Anisan'ny seranam-piaramanidina dimy an'i London zy ary ny BAA Limited (an'ny orinasa espaniola Ferrovial) izy, ny BAA Limited dia manana seranam-piaramanidina enina hafa any Onaiteda Kingdoma (Gatwick, Stansted, Southampton, Glasgow, Aberdeen ary Edinburgh).

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka seranam-piaramanidina ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.