Salihy (mpaminany)
Aller à la navigation
Aller à la recherche
I Salihy na Salỳ dia mpaminany arabo tao amin'ny fokon'ny Tamoda. Misy ny mihevitra azy ho i Selà resahina ao amin'ny Baiboly. Atao hoe صالح / Sâlih izy amin'ny teny arabo.