Saint Petersburg
Fiseho
59°56′15″N 30°18′31″E / 59.9375°N 30.308611°E
| Saint Petersburg | ||
| Velarantany | NC | |
| Haavo | ||
| Isan'ny mponina | 5 281 579 (2 017) | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
I Saint Petersburg no tanàna faharoa lehibe indrindra ao Rosia raha ny isan' ny mponina no heverina, izay misy mponina 5 281 579 tamin' ny taona 2017, aorian' ny renivohitra Môskoa. Imbetsaka i Saint Petersburg no niova anarana: novana anarana hoe Petrograd (rosiana: Петроград / Petrograd) tamin' ny taina 1914 ka hatramin' ny 1924, avy eo Leningrad (rosiana: Ленинград / Leningrad) tamin' ny taona 1924 ka hatramin' ny 1991, alohan' ny hiverenana amin' ny anarany voalohany taorian' ny fitsapan-kevi-bahoaka tamin' ny taona 1991. Atao hoe Санкт-Петербу́рг / Sankt-Peterbourg, izy amin' ny teny rosiana.
Renirano
[hanova | hanova ny fango]Tantara
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Saint Petersburg |