Robert Ciranko

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche

I Robert Ciranko no filohan'ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania, izay fantatra amin'ny anarana hoe Vavolombelon'i Jehovah amin'izao fotoana izao. Nanomboka tamin'ny taona 2014 no nandraisany ny fitondrana.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

"Culte matinal" jw.org