Milton George Henschel

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Milton Henschel)
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
MiltonGeorgeHenschel.png

I Milton George Henschel no filoha fahadimin'ny Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania, na ny Vavolombelon'i Jehovah, nandimby an'i Frederick William Franz izy tamin'ny taona 1992. Teraka tamin'ny 9 Aogositra 1920 izy ary maty tamin'ny 22 Marsa 2003.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]