Rivo-doza Katrina

Avy amin'i Wikipedia
Rivo-doza Katrina tamin'ny hamafin'ny tampony tao amin'ny Hoalan' i Meksika tamin'ny 28 Aogositra

Rivo-doza Katrina dia rivodoza Atlantika sokajy faha-5 izay nahafaty olona 1.836 sy fahasimbana tombanana teo anelanelan'ny $97.4 lavitrisa ka hatramin'ny $145.5 lavitrisa tamin'ny faran'ny Aogositra 2005, indrindra tao an-tanànan'i New Orleans sy ny manodidina azy.