Rio São Francisco
Fiseho


Rio São Francisco dia renirano mirefy 3 199 kilometatra any
Brazila. Ny Rio São Francisco dia miakatra any atsimon'ny fanjakan'i Minas Gerais ao amin'ny Serra da Canastra ary mamakivaky ny fanjakan'i Bahia, Sergipe, Pernambuco ary Alagoas mankany amin'ny Atlantika Atsimo.
Mikoriana ao Pirapora (MG), Januária (MG), Bom Jesus da Lapa (BA), Ibotirama, Barra, Xique-Xique (BA), Sento Sé, Petrolina (PE), Cabrobó (PE) ary Paulo Afonso (BA)
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Rio São Francisco |