Poritanisma

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Ilay Poritàna, sary vongana nataon'i Augustus Saint-Gaudens.

Ny poritanisma dia firehana ara-panahy protesnanta, tamin'ny taonjato faha-16 sy faha-17, teo amin'ny Fiangonana anglikana, izay nanohitra ny fanavaozana na fantsiana nataon'i Elzabeta I, ka niezaka ny "hanadio" ny Fiangonan'i Angletera amin'ny fanaon'ny katolika nanomboka tamin'ny taona 1559 sy tao Angletera Vaovao nanomboka tamin'ny taona 1930, ary nikatsaka marimaritra eo anelanelan'ny katolisisma sy ny hevitr'ireo mpanitsy fiangonana protestanta.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]