Pontosy
Aller à la navigation
Aller à la recherche
Pontosy (Grika: Πόντος, Póntos) dia faritany amin'ny morontsiraka atsimo amin'ny Ranomasina Mainty, izay hita ao amin'ny faritra atsinanan'ny Ranomasina Mainty any Torkia. Ny anarany dia nampitondraina ny faritra amoron-tsiraka sy ny tany havoana misy azy nataon'ny Grika izay nanjanaka ny faritra tamin'ny vanim-potoana Arkaikaina ary nalaina avy amin'ny anarana grika an'ny: Εύξεινος Πόντος (Eúxinos Póntos) , "Ranomasina mpitsangatsangana", na tsotra fotsiny i Pontosy raha oharina amin'ireo Persianina Aeschylus (472 talohan'i JK) sy ny tantaran'i Herôdôtôsy (tamin'ny taona 440 talohan'i JK).