Iônia

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Map Anatolia ancient regions-en.svg

Iônia (Grika Fahiny: Ἰωνία, Iōnía na Ἰωνίη, Iōníē) dia faritra tranainy teo afovoan'ny morontsiraka andrefan'i Anatôlia any Torkia ankehitriny, faritra akaiky an'i İzmir, izay ara-tantara Smirna. Anisan'izany ny faritany avaratra indrindra amin'ny Ligy Iônian'ny tanàna Grika.