Ponta do Ouro
Fiseho
26°50′18″S 32°52′20″E / 26.83833°S 32.87222°E
| Ponta do Ouro | ||
| Velarantany | NC | |
| Tanàn-dehibe | NC | |
| Ben'ny tanàna | NC | |
| Firenena | ||
| Fanjakana | NC | |
| Faritany | NC | |
| Faritra | Maputo | |
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | NC | |
Ponta do Ouro, dia toeram-pialan-tsasatra malaza any atsimon'i Mozambika. Manodidina ny 120 kilometatra miala an’i Maputo renivohitra sy 15 kilometatra miala ny sisin-tanin’i Afrika Atsimo ilay toeram-pialofana amoron-dranomasina.
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Ponta do Ouro |