Ploto

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
I Ploto

I Ploto dia planeta ao amin'ny lamin'ny Masoandro izay hita any amin'ny 5 920 000 000 km eo ho eo miala ny Masoandro. Taloha dia natao hoe planeta laharana fahasivy ao amin'ny lamin'ny Masoandro i Ploto nefa tsy izany intsony izy nanomboka tamin'ny 24 Aogositra 2006 tamin'ny fivoriamben'ny mpahay kintana ao amin'ny Fiombonan'ny mpahay kintana iraisam-pirenena tao Praga renivohitry ny Repoblikan'i Tsekia. Voasokajy ho planeta zeny izy nanomboka tamin'izay.

Jereo koa:[hanova | hanova ny fango]