Venosy

Venosy (marika: ) dia ny fajiry faharoa mihodikodina manodidin'ny manodidin'ny Masoandro. Ny halavirany amin'ny masoandro dia 108 tapitrisa kilometatra. Noho ny hatevin'ny sosondrivony ary noho ny fahafahany mitazona ny hafanana, dia eo amin'ny 465°C hatramin'ny 490°C ny mari-pana eo amin'ny troposferan'ilay fajiry.
Ny tsindry amin'ny faritra ambanin'ny troposfera dia eo amin'ny 92 bar (in-92 ny tsindrin'ny soson-drivotry ny tany), 95% ny tahan'ny diôksida karbônan'ilay soson-drivotra.
Ny herin-kazavany dia eo -4,6.
Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]
- Caractéristiques de Vénus sur le site de l'IMCCE
- http://www.dil.univ-mrs.fr/~gispert/enseignement/astronomie/2eme_partie/planetes/Venus.html
- Ireo fajirin'ny Masoandro