Plotarkosy

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Plotarkosy
Momba ny olona
Anarana: Plotarkosy
Anarana hafa:
Teraka: 1 Janoary 46
Maty: 1 Janoary 127
Toeram-piaviana sy ny andraikitra
Firenena:
Karazana:
Asa : * mpanoratra fanoharana
Asa hafa:
Taona niasana:
Momba fiainana manokana
Seha-pitiavana:
Tranokala:
Momba ny olona


I Plotarkosy na Plotarka dia mpanoratra fanoharana, mpanao asa soratra, mpanoratran filôzôfa grika nonina tao Rôma, teraka ny taona 46 ary maty ny taona 127. Atao hoe Πλούταρχος / Ploútarkhos izy amin' ny teny grika.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.